<-
->

Eks 2:16 Now the priest of Midian had seven daughters: and they came and drew water, and filled the troughs to water their father' s flock. Ary ny mpisorona tao Midiana nanana zanaka fito mirahavavy; ary avy izy ireo, dia nanovo rano ka nameno ny tavin-drano hampisotroany ny ondry aman' osin-drainy. Nanan-janaka fito mirahavavy ny mpisorona tao Madiana; ary tonga nanovo rano izy ireo, dia nameno ny tavy hampisotroany ny biby fiompin-drainy. Or un prêtre de Madiân avait sept filles. Elles vinrent puiser et remplir les auges pour abreuver le petit bétail de leur père.