<-
->

Eks 23:31 And I will set thy bounds from the Red sea even unto the sea of the Philistines, and from the desert unto the river: for I will deliver the inhabitants of the land into your hand; and thou shalt drive them out before thee. Ary hatramin' ny Ranomasina Mena ka hatramin' ny ranomasin' ny Filistina no hataoko fari-taninao, ary hatramin' ny efitra ka hatramin' ny Ony; fa hanolotra ny mponina amin' ny tany ho eo an-tananareo Aho; ary handroaka azy eo alohanao ianao. Izao no hataoko faritaninao: hatramin' ny ranomasina Mena ka hatramin' ny ony, satria hatolotro eo an-tànanao ny mponina amin' ny tany ka horoahinao hiala eo anoloanao. Je fixerai tes frontières de la mer des Roseaux à la mer des Philistins, et du désert au Fleuve, car je livrerai entre vos mains les habitants du pays, et tu les chasseras devant toi.