<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 3:17 | And I have said, I will bring you up out of the affliction of |
ary hoy Izaho: Hitondra anareo hiakatra Aho ho afaka amin' ny fahoriana atý Egypta ho any amin' ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ho any amin' izay tany tondra-dronono sy tantely. | Ka hoy aho: Hoentiko hianareo hiakatra avy any Ejipta, izay hamoretana anareo, ho any amin' ny tanin' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana, any amin' ny tany tondra-dronono aman-tantely. | alors j' ai dit : Je vous ferai monter de l' affliction d' |