<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 32:4 | And he received them at their hand, and fashioned it with a graving tool, after he had made it a molten calf: and they said, These be thy gods, O |
Ary izy nandray azy tamin' ny tanan' ny olona, dia namboatra azy tamin' ny fandraka ka nanao azy ho ombilahy kely anidina; dia niteny ny olona ka nanao hoe: Io no andriamanitrao, ry Isiraely, izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Egypta. | Noraisiny tamin' ny tànan' izy ireo izany, dia namboariny tamin' ny fandraka ny volamena ka namoronany zanak' omby anidina. Ary hoy izy ireo: Ry Israely, io no andriamanitra izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta. | Il reçut l' or de leurs mains, le fit fondre dans un moule et en fit une statue de veau ; alors ils dirent : " Voici |