<-
->

1M 10:15 Aleksandra mpanjaka kosa, tamin' izany, dia nahare ny zavatra natolotr' i Demetriosa an' i Jonatasa; notantarain' ny olona taminy koa ny ady nataony, ny herim-po nafitsok' izy mbamin' ireo rahalahiny ary ny loza niaretany ka hoy izy: Le roi Alexandre apprit les promesses que Démétrius avait mandées à Jonathan. On lui raconta aussi les guerres et les exploits dans lesquels lui et ses frères s'étaient signalés et les peines qu' ils avaient endurées.