<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 10:46 | Nony nandre ireo teny ireo Jonatasa sy ny vahoaka dia tsy nino izany sady tsy nety nanaiky izany; satria tsarovany ny loza lehibe nafitsok' i Demetriosa tamin' Israely sy ny voina nampihaviany taminy. | Lorsque |