<-
->

1M 11:22 Nahatezitra an' i Demetriosa ny nitantarana izany, ka vao nandre izany izy dia niezaka faingana nankany Ptolemaisa, sy nanoratra tamin' i Jonatasa hitsahatra tsy hanao fahirano ny trano mimanda sy ho tonga miaraka amin' izay hanatona azy any Ptolemaisa mba hidinika aminy. A cette nouvelle, le roi fut irrité et, aussitôt averti, il partit sans retard et vint à Ptolémaïs. Il écrivit à Jonathan de cesser le siège et de venir le trouver pour conférer avec lui à Ptolémaïs le plus vite possible.