<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 11:34 | Ankatoavinay ho azy ireo ny faritanin' i Jodea sy ny faritany telo nesorina tamin' i Samaria hakambana amin' i Jodea, dia Efraima, Lida, Ramataima, mbamin' ny tany rehetra momba azy; ho fanambinana an' izay rehetra mandeha hanatitra sorona any Jerosalema no hahafoizanay izany, ho solon' izay naloany ho an' ny mpanjaka teo aloha, isan-taona, avy amin' ny vokatry ny tany amam-boankazo. | Nous leur confirmons et le territoire de la |