<-
->

1M 11:42 Ka izao no nasain' i Demetriosa havaly an' i Jonatasa: Tsy izany ihany no hataoko ho anao sy ho an' ny firenenao, fa iriko ny hameno voninahitra anao sy ny firenenao, raha vantany vao misy ahazoako manao izany. Démétrius envoya dire à Jonathan : "Non seulement je ferai cela pour toi et pour ta nation, mais je te comblerai d' honneurs ainsi que ta nation dès que j' en trouverai l' occasion favorable.