<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 9:60 | Ka niainga Bakidesa nitondra tafika lehibe, sady nandefa taratasy mangingina izy, ho any amin' ireo rehetra mpiandany aminy any Jodea mba hisamboran' ireo an' i Jonatasa sy ny namany; kanjo tsy nahavoa ireo, fa fantatr' ireto ny heviny. |