<-
->

2M 8:35 dia voaetrin' ireto nataony ho osa noho izy, noho ny vonjy avy amin' ny Tompo, ka nendahany ny fitafiam-boninahitra teny aminy, dia namakivavky ny saha toy ny mpandositra izy tsy nisy mpanotrona, ary niditra tao Antiokia honjohonjon' izy irery, sady nivarilavo fa namoy ny fatiny. humilié, avec l' aide du Seigneur, par des gens qui, pensait-il à part lui, étaient ce qu' il y avait de plus bas, Nikanor, dépouillant son habit d' apparat, s' isolant même de tous les autres, fuyant à travers champs à la manière d' un esclave échappé, parvint à Antioche, ayant une chance extraordinaire alors que son armée avait été détruite.