<-
->

2M 9:21 Izaho izao, mandry tsy manan-kery intsony eto am-pandriana dia mahatsiaro amim-pitiavana ny mari-boninahitra amam-pitiavana noraisiko taminareo. Tamin' ny niverenako avy tany amin' ny tanin' i Persa, notsindrian' aretina lozan-tany aho, ka nataoko fa ilaina ny himasoako amin' izay hiadanan' ny olona rehetra. Pour moi, je suis étendu sans force sur un lit et je garde un affectueux souvenir de vous. A mon retour des régions de la Perse, atteint d' un mal fâcheux, j' estimai nécessaire de veiller à la sûreté de tous.