<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 16:6 | And |
Dia hampanatonin' i Arona ny vantotr' ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota ho an' ny tenany, ka dia hanao fanavotana ho an' ny tenany sy ny ankohonany izy. | Hatolotr' i Aarona ny ombalahiny noho ny ota, ary hanao fanonerana ho an' ny tenany sy ny ankohonany izy. | Après avoir offert le taureau du sacrifice pour son propre péché et fait le rite d' expiation pour lui et pour sa maison, |