<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:18 | And ye shall offer with the bread seven lambs without blemish of the first year, and one young bullock, and two rams: they shall be for a burnt offering unto the |
Ary manatera miaraka amin' ny mofo zanak' ondrilahy fito tsy misy kilema, izay iray taona, sy vantotr' ombilahy iray ary ondrilahy roa hatao fanatitra dorana ho an' i Jehovah ireo mbamin' ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia hanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. | Miaraka amin' ireo mofo ireo, ny haterinareo amin' ny Tompo ho sorona dorana dia zanak' ondry fito, samy efa iray taona, tsy misy kilema, vantotr' ombalahy iray, ondralahy roa; ampiarahina amin' ireo koa ny fanatitra sy ny fanatitra araraka; sorona atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo izany. | Vous offrirez en plus du pain sept agneaux d' un an, sans défaut, un taureau et deux béliers à titre d' holocauste pour |