<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 27:23 | Then the priest shall reckon unto him the worth of thy estimation, even unto the year of the jubile: and he shall give thine estimation in that day, as a holy thing unto the |
dia holazain' ny mpisorona aminy ny hevitry ny ataonao tombany, dia hatramin' ny taona Jobily; ary dia handoa izay nataonao tombany amin' izany andro izany izy ho zava-masina ho an' i Jehovah. | dia ho eran' ny mpisorona izay vidiny, araka ny anombananao azy mandra-pihavin' ny taona Jobile, dia haloan' izany olona izany androtr' io ihany izay voafetra ho vidiny, ho zavatra voatokana ho an' ny Tompo. | le prêtre en calculera le prix d' estimation en fonction du temps à courir jusqu'à l' année jubilaire, et l' homme en versera le montant ce jour même à titre de chose consacrée à |