<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 4:7 | And the priest shall put some of the blood upon the horns of the altar of sweet incense before the |
ary hotentenan' ny mpisorona rà ny tandroky ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra eo anatrehan' i Jehovah, izay ao amin' ny trano-lay fihaonana; ary ny rà sisa rehetra avy amin' ny vantotr' ombilahy dia haidiny eo am-bodin' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, izay eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana. | Ny mpisorona hanentina rà ny tandroky ny otely fandoroan-java-manitra, izay eo anatrehan' ny Tompo ao an-trano lay fihaonana, ary hanidina ny rà rehetra avy amin' ny ombalahy eo ambodin' ny otely fanaovan-tsorona dorana, izay eo amin' ny fidiran' ny trano lay fihaonana. | Le prêtre déposera alors un peu de ce sang sur les cornes de l' autel des parfums qui fument devant |