<-
->

Bar 6:1 (Kopian' ny taratasy nampitondrain' i Jeremia an' ireo ho entin' ny mpanjakan' ny Babilonia ho babo any Babilona, milaza amin' izy ireo ny nasain' Andriamanitra hambara aminy.) Noho ny fahotana nataonareo teo anatrehan' Andriamanitra, dia heontin' i Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona ho babo any Babilona hianareo. Copie de la lettre qu' envoya Jérémie à ceux qui allaient être emmenés captifs à Babylone par le roi des Babyloniens, pour leur faire savoir ce qui lui avait été ordonné par Dieu. Pour les péchés que vous avez commis devant Dieu, vous allez être emmenés captifs à Babylone par Nabuchodonosor, roi des Babyloniens.