<-
->

Bar 6:3 Ary any Babilona hianareo dia hahita andriamanitra volafotsy na volamena na hazo, izay entin' ny olona an-tsoroka, sady maharaiki-tahotra ny firenena. Or, vous allez voir à Babylone des dieux d' argent, d' or et de bois, qu' on porte sur les épaules et qui inspirent crainte aux païens.