<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 9:15 | And now, O |
Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta tamin' ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin' izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao ratsy izahay. | Koa ankehitriny, ry Tompo, Andriamanitray ô, izay nanala ny vahoakanao avy any amin' ny tany Ejipta tamin' ny tànanao mahery, sy nanao anarana ho anao, tahaka ny amin' izao anio izao, efa nanota izahay, efa ratsy izahay. | Et maintenant, Seigneur |