<- -> |
[King James Bible] Book of Haggai |
[Baiboly 1865] Hagay |
[Baiboly Katolika] Akjea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Aggée |
|||
<-
-> |
|
||||||
Hag 1:12 | Then |
Ary Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, mbamin' ny sisa rehetra amin' ny vahoaka, dia nihaino ny feon' i Jehovah Andriamaniny sy ny tenin' i Hagay mpaminany, araka ny nanirahan' i Jehovah Andriamaniny azy, ary natahotra teo anatrehan' i Jehovah ny olona. | Tamin' izay Zorobabela, zanak' i Salatiela, sy Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, mbamin' ny vahoaka sisa rehetra nihaino ny feon' ny Tompo Andriamaniny, sy ny tenin' i Akjea, mpaminany, araka ny hafatra nomen' ny Tompo Andriamaniny azy, ka natahotra ny vahoaka teo anatrehan' ny Tompo. | Or |