<-
->

Mal / Ma 2:4 And ye shall know that I have sent this commandment unto you, that my covenant might be with Levi, saith the Lord of hosts. Dia ho fantatrareo fa nampitondra izany didy izany ho aminareo Aho, mba haharetan' ny fanekeko amin' i Levy, hoy Jehovah, Tompon' ny maro. Dia ho fantatrareo amin' izay, fa nandefa ity didy ity aminareo aho, mba haharetan' ny fanekeko amin' i Levì, hoy Iavehn' ny tafika. Et vous saurez que c' est moi qui vous ai adressé ce commandement pour que subsiste mon alliance avec Lévi, dit Yahvé Sabaot