<-
->

Mal / Ma 2:8 But ye are departed out of the way; ye have caused many to stumble at the law; ye have corrupted the covenant of Levi, saith the Lord of hosts. Fa ianareo kosa dia efa nivily lalana sady nampahatafintohina olona maro ny amin' ny lalàna ary namadika ny fanekena amin' i Levy, hoy Jehovah; Tompon' ny maro. Fa hianareo kosa nivily làlana, nanafintohina olona maro tamin' ny làlana, ary namadika ny fanekena tamin' i Levì, hoy Iavehn' ny tafika. Mais vous vous êtes écartés de la voie; vous en avez fait trébucher un grand nombre par l' enseignement; vous avez détruit l' alliance de Lévi! dit Yahvé Sabaot