<-
->

Mat / Mt 4:24 And his fame went throughout all Syria: and they brought unto him all sick people that were taken with divers diseases and torments, and those which were possessed with devils, and those which were lunatick, and those that had the palsy; and he healed them. Ary niely eran' i Syria ny lazany, ka dia nentin' ny olona tany aminy ny marary rehetra, izay azon' ny aretina maro samy hafa sy ny fangirifiriana, dia ny demoniaka sy izay mararin' ny androbe ary ny mararin' ny paralysisa, ka nahasitrana ireny Izy. Dia niely eran' i Siria manontolo ny lazany, ka nentin' ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon' ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin' ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny. Sa renommée gagna toute la Syrie, et on lui présenta tous les malades atteints de divers maux et tourments, des démoniaques, des lunatiques, des paralytiques, et il les guérit.