Toko sy andininy momba Mizia

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 16.7 After they were come to Mysia, they assayed to go into Bithynia: but the Spirit suffered them not. ka efa tonga tany an-tsisin' i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan' ny Fanahin' i Jesosy. Efa tonga tany Mizia izy, sy efa niomana ho any Bitinia, nefa tsy navelan' ny Fanahin' i Jeso, Parvenus aux confins de la Mysie, ils tentèrent d' entrer en Bithynie, mais l' Esprit de Jésus ne le leur permit pas.
Asa 16.8 And they passing by Mysia came down to Troas. Ary rehefa nandalo an' i Mysia izy, dia nidina nankany Troasy. ka nandalo faingana an' i Mizia, dia lasa nankany Troasy. Ils traversèrent donc la Mysie et descendirent à Troas.