Toko sy andininy momba Lisiasa

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 3.38 Ptolemea zanak' i Dorimena sy Nikanora ary Gorjiasa kapiteny mahay, sady sakaizan' ny mpanjaka, no nofidin' i Lisiasa, Lysias se choisit Ptolémée fils de Dorymène, Nikanor et Gorgias, personnages puissants d' entre les amis du roi.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 23.26 Claudius Lysias unto the most excellent governor Felix sendeth greeting. Klaodio Lysia miarahaba an' i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra. Avy miarahaba an' i Félix tsara indrindra aho Klaody Lisiasy. " Claudius Lysias au très excellent gouverneur Félix, salut !
...............
Asa 24.7 But the chief captain Lysias came upon us, and with great violence took him away out of our hands, Kanjo tonga Lisiasy komandy naka azy an-keriny teo am-pelatànanay,
...............
Asa 24.22 And when Felix heard these things, having more perfect knowledge of that way, he deferred them, and said, When Lysias the chief captain shall come down, I will know the uttermost of your matter. Ary satria fantatr' i Feliksa tsaratsara kokoa ny amin' izany fampianarana izany, dia nampandeha azy rehetra izy aloha ka nanao hoe: Rehefa tafidinay Lysia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. Fantatr' i Félix tsara ny amin' io làlana io, ka noravany ny olona nilazany hoe: Rahefa tonga Lisiasy komandy, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. Félix, qui était fort exactement informé de ce qui concerne la Voie, les ajourna en disant : " Dès que le tribun Lysias sera descendu, je statuerai sur votre affaire. "