Toko sy andininy momba Joadana

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 14.2 He was twenty and five years old when he began to reign, and reigned twenty and nine years in Jerusalem. And his mother' s name was Jehoaddan of Jerusalem. Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema. Efa dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Joadana avy any Jerosalema. Il avait 25 ans à son avènement et régna 29 ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yehoaddân et était de Jérusalem.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
2Tt / 2Tan 25.1 Amaziah was twenty and five years old when he began to reign, and he reigned twenty and nine years in Jerusalem. And his mother' s name was Jehoaddan of Jerusalem. Dimy amby roa-polo taona Amazia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema. Dimy amby roapolo taona Amasiasa, fony vao nanjaka, ary sivy taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Joadana avy ao Jerosalema. Amasias devint roi à l'âge de vingt-cinq ans et régna vingt-neuf ans à Jérusalem. Sa mère s' appelait Yehoaddân, et était de Jérusalem.