Toko sy andininy momba Sene

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 14.4 And between the passages, by which Jonathan sought to go over unto the Philistines' garrison, there was a sharp rock on the one side, and a sharp rock on the other side: and the name of the one was Bozez, and the name of the other Seneh. Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan' ny hadilanana izay nitadiavan' i Jonatana hankanesana ao amin' ny miaramilan' ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran' ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran' ny anankiray kosa Sene. Teo an-tenantenan' ny hadilàlana, notadiavin' i Jonatasy hankanesana eny amin' ny antoko-miaramilan' ny Filistina, dia nisy haram-bato kitso loha tamin' ny laniny iray, ary haram-bato kitso loha tamin' ny laniny iray; ny iray natao hoe Bosesa ary ny iray kosa Sene. Dans le défilé que Jonathan cherchait à franchir pour atteindre le poste philistin, il y a une dent de rocher d' un côté et une dent de rocher de l' autre côté. L' une est appelée Boçèç, et l' autre Senné;

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.23 Haran, and Canneh, and Eden, the merchants of Sheba, Asshur, and Chilmad, were thy merchants. Harana sy Kane ary Edena sy mpandranto avy any Sheba sy Asyria ary Kilmada no mpandranto nankany aminao. Harana, Sene sy Edena, ny mpandranto avy any Sabà, Asora sy Kelmada nifampivarotra taminao: Harân, Kanné et Éden, les marchands de Sheba, d' Assur et de Kilmad faisaient du commerce avec toi.