Toko sy andininy momba Ramata-Lekia

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 15.17 And it came to pass, when he had made an end of speaking, that he cast away the jawbone out of his hand, and called that place Ramathlehi. Ary rehefa nitsahatra niteny izy, dia nariany ilay valanoranom-boriky teny an-tànany; ary ny anaran' izany tany izany dia natao hoe Ramata-lehy. Nony nitsaha-niteny izy, ilay valanorano natsipiny avy teny an-tànany, io toerana io nomeny anarana hoe Ramata-Lekia. Quand il eut fini de parler, il jeta loin de lui la mâchoire : c' est pourquoi on a donné à cet endroit le nom de Ramat-Lehi.