Toko sy andininy momba Merarita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 3.33 Of Merari was the family of the Mahlites, and the family of the Mushites: these are the families of Merari. Avy tamin' i Merary ny fokon' ny Malita sy ny fokon' ny Mosita; Ireo no fokon' i Merary. Ny fokon' ny Moholita sy ny fokon' ny Mosita dia avy amin' i Merary, ka ireo no fokon' ny Merarita. De Merari relevaient le clan Mahlite et le clan Mushite. Ce sont les clans Merarites ;
...............
Nom / Fan 26.57 And these are they that were numbered of the Levites after their families: of Gershon, the family of the Gershonites: of Kohath, the family of the Kohathites: of Merari, the family of the Merarites. Ary izao no voalamina tamin' ny taranak' i Levy, araka ny fokony: avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Gersonita; avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Kehatita; avy tamin' i Merary ny fokon' ny Merarita. Izao kosa no voaisa tamin' ny Levita araka ny fokony avy: ny fokon' ny Gersonita avy tamin' i Gersona; ny fokon' ny Kaatita avy tamin' i Kaata; ny fokon' ny Merarita avy tamin' i Merarì. Voici, par clans, les Lévites recensés : pour Gershôn, le clan Gershonite ; pour Qehat, le clan Qehatite ; pour Merari, le clan Merarite.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 29.12 Then the Levites arose, Mahath the son of Amasai, and Joel the son of Azariah, of the sons of the Kohathites: and of the sons of Merari, Kish the son of Abdi, and Azariah the son of Jehalelel: and of the Gershonites; Joah the son of Zimmah, and Eden the son of Joah: Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak' i Amasay, sy Joela, zanak' i Azaria, tamin' ny taranaky ny Kehatita; ary tamin' ny taranak' i Merary dia Kisy, zanak' i Abdia, sy Azaria, zanak' i Jehalalila; ary tamin' ny Gersonita dia Joa, zanak' i Zima, sy Edena, zanak' i Joa; Dia nitsangana ny Levita: Mahata zanak' i Amasaia, Joela zanak' i Azariasa, tamin' ny taranaky ny Kaatita; tamin' ny taranaky ny Merarita, Kisa zanak' i Abdì, Azariasa zanak' i Jalaleela; tamin' ny Gersonata, Joah, zanak' i Zemà, Eedena zanak' i Joah; Les lévites se levèrent : Mahat fils de Amasaï; Yoèl fils de Azaryahu, des fils de Qehat; des Merarites : Qish fils d' Abdi et Azaryahu fils de Yehalléléel; des Gershonites : Yoah fils de Zimma et Éden fils de Yoah;