Toko sy andininy momba Karkora

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 8.10 Now Zebah and Zalmunna were in Karkor, and their hosts with them, about fifteen thousand men, all that were left of all the hosts of the children of the east: for there fell an hundred and twenty thousand men that drew sword. Ary Zebaha sy Zalmona dia tonga tao Karkora mbamin' ny miaramila teo aminy tokony ho dimy arivo sy iray alin-dahy, dia izay sisa rehetra tamin' ny miaramila rehetra an' ny zanaky ny atsinanana; ary ny maty kosa dia roa alina sy iray hetsy, samy lehilahy mpitan-tsabatra avokoa ireo. Tany Karkora Zebea sy Salmanà mbamin' ny tafiny niaraka taminy, dia lehilahy tokony ho dimy arivo sy iray alina, izay rehetra sisa tamin' ny foloalindahin' ny zanaky ny Atsinanana manontolo, fa maty ny lehilahy roa alina sy iray hetsy samy mpitan-tsabatra avokoa. Zébah et Çalmunna se trouvaient dans le Qarqor avec leur armée, environ quinze mille hommes, tous ceux qui étaient restés de l' armée des fils de l' Orient. Ceux qui étaient tombés étaient au nombre de cent vingt mille hommes tirant l'épée.