Toko sy andininy momba Gata-rimona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 21.24 Aijalon with her suburbs, Gathrimmon with her suburbs; four cities. ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra; Ajalona sy ny manodidina azy; Geta-Remona sy ny manodidina azy. Tanàna efatra. Ayyalôn et ses pâturages, et Gat-Rimmôn et ses pâturages : quatre villes.
Jos 21.25 And out of the half tribe of Manasseh, Tanach with her suburbs, and Gathrimmon with her suburbs; two cities. ary avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase dia Tanaka sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany tany manodidina azy: tanàna roa. Ny avy amin' ny antsasaky ny fokon' i Manase dia Tanaka sy ny manodidina azy ary Geta-Remona sy ny manodidina azy. Tanàna roa. De la demi-tribu de Manassé, Tanak et ses pâturages, et Yibleam et ses pâturages : deux villes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.54 Now these are their dwelling places throughout their castles in their coasts, of the sons of Aaron, of the families of the Kohathites: for theirs was the lot. ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy; Helona mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Geth-Remmona, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Ayyalôn et ses pâturages, Gat-Rimmôn et ses pâturages,