|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 30.13 |
And there assembled at Jerusalem> much people to keep the feast of unleavened bread in the second month, a very great congregation. |
Ary tamin' ny volana faharoa dia nisy olona maro nivory tany Jerosalema hitandrina ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia fivoriana lehibe tokoa. |
Vahoaka be no nivory tao Jerosalema hanao ny fetin' ny Azima tamin' ny volana faharoa: fivoriana lehibe dia lehibe izay. |
Un peuple nombreux se rassembla à Jérusalem> pour célébrer au deuxième mois la fête des Azymes. Une assemblée extrêmement nombreuse |