Toko sy andininy momba Arsasa

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 14.2 Nony ren' i Arsasa, mpanjakan' i Persa sy Media, fa niditra ny faritaniny Demetriosa, dia nirahiny hanao azy sambo-belona ny iray tamin' ireo jeneraliny. Arsace, roi de Perse et de Médie, ayant appris que Démétrius était rentré sur son territoire, envoya un de ses généraux le capturer vivant.
1M 14.3 Dia roso io, ka ny tafik' i Demetriosa noreseny, ary ny tenany nosamboriny, ka nentiny ho any amin' i Arsasa, sy nataon' io an-tranomaizina. Celui-ci partit et défit l' armée de Démétrius, dont il se saisit; il l' amena à Arsace, qui le mit en prison.
...............
1M 15.22 Izany taratasy izany dia nalefa koa ho an' i Demetriosa mpanjaka, Atala, Ariarata, Arsasa, La même lettre fut adressée au roi Démétrius, à Attale, à Ariarathe, à Arsace