Toko sy andininy momba Efera

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 25.4 And the sons of Midian; Ephah, and Epher, and Hanoch, and Abidah, and Eldaah. All these were the children of Keturah. Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanak' i Ketora. Ny zanakalahin' i Madiàna dia Efà, Ofera, Henoka, Abidà, ary Eldao. - Ireo no zanakalahin' i Setorà rehetra. Fils de Madiân : Épha, Épher, Hanok, Abida, Eldaa. Tous ceux-là sont fils de Qetura.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.10 The son of Hesed, in Aruboth; to him pertained Sochoh, and all the land of Hepher: Beni-haseda tao Arobota; Soko sy ny tany Hefera rehetra no azy; Ben-Heseda, tao Arobota, azy avokoa Sokao sy ny tany Efera rehetra; Fils de Hésed, à Arubbot ; il avait Soko et tout le pays de Héphèr.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.33 And the sons of Midian; Ephah, and Epher, and Henoch, and Abida, and Eldaah. All these are the sons of Keturah. Ary ny zanakalahin' i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Ketora. Zanak' i Madiana: Efah, Efera, Henaoka, Abidà, ary Eldaà. Izy rehetra ireo dia zanak' i Setorà. Fils de Madiân : Épha, Épher, Hanok, Abida, Eldaa. Tous ceux-là sont fils de Qetura.
...............
1Tt / 1Tan 4.17 And the sons of Ezra were, Jether, and Mered, and Epher, and Jalon: and she bare Miriam, and Shammai, and Ishbah the father of Eshtemoa. Ary ny zanakalahin' i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an' i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben' ny any Estemoa. Zanakalahin' i Esrà: Jetera, Mereda, Efera, ary Jalòna. Ilay Ejipsiana novinadin' i Mereda, niteraka an' i Mariama sy Sammaì ary Jesbà, rain' i Estamao. Fils de Ezra : Yéter, Méred, Épher, Yalôn. Puis elle conçut Miryam, Shammaï et Yishba père d' Eshtemoa,