Toko sy andininy momba Laotana

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.20 These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana,
...............
Gen / Jen 36.22 And the children of Lotan were Hori and Hemam; and Lotan' s sister was Timna. Ary ny zanakalahin' i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin' i Lotana. Ny zanakalahin' i Laotana dia: Hori sy Hemana, ary Tammà no anabavin' i Laotana. Les fils de Lotân furent Hori et Hémam, et la soeur de Lotân était Timna.
...............
Gen / Jen 36.29 These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah, Ary izao no loham-pirenena tamin' ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Izao no loham-pirenena amin' ny Horeana: Laotana loham-pirenena, Sobala, loham-pirenena, Sebeona, Anà, loham-pirenena; Voici les chefs des Horites : le chef Lotân, le chef Shobal, le chef Çibéôn, le chef Ana,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.38 And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân.
1Tt / 1Tan 1.39 And the sons of Lotan; Hori, and Homam: and Timna was Lotan' s sister. Ary ny zanakalahin' i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin' i Lotana. Zanak' i Lotàna: Horì, sy Homama. Anabavin' i Lotàna: Thamnà. Fils de Lotân : Hori et Homam. Soeur de Lotân, Timna.