Toko sy andininy momba Legiona

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 5.9 And he asked him, What is thy name? And he answered, saying, My name is Legion: for we are many. Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary izy namaly hoe: Legiona no anarako, satria maro izahay. Ary nanontany azy izy nanao hoe: Iza no anaranao? Dia novaliany hoe: Lejiona no anarako, fa betsaka izahay. Et il l' interrogeait : " Quel est ton nom ? " Il dit : " Légion est mon nom, car nous sommes beaucoup. "

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 8.30 And Jesus asked him, saying, What is thy name? And he said, Legion: because many devils were entered into him. Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny. Nanontanian' i Jeso izy nataony hoe: Iza no anaranao: ka Lejiona no anarako, hoy izy, satria be ny demony tafiditra tao aminy, Jésus l' interrogea : " Quel est ton nom ? " Il dit : " Légion ", car beaucoup de démons étaient entrés en lui.