Fizahan-teny

Ohabolana : faoka

Ohabolana Izay avo fao miantso; izay lava manaka-drano; izay maranitra adidy. [Houlder 1895]
Izay avo feo, miantso, izay lava, manaka-drano, izay maranitra, adidy. [Rinara 1974 #1480]
Izay avo feo no miantso; izay lava manaka-drano ; izay maranitra adidy. [Cousins 1871 #1177, Nicol 1935 #95]
Izay maranitra adidy. [Rajemisa 1985]
Ny avo feo miantso, ny lava manaka-drano, ary ny maranitra adidy. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza fa tokony ho amin' ny sahaza azy avy no ampiasaina ny zavatra na olona. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay A la voix puissante de crier; à la haute taille d'élever l’eau; aux fines lames de trancher. [Nicol 1935 #95]
C' est celui qui a une forte voix qui appelle; c' est celui qui est long qui sonde la profondeur de l' eau, et c' est ce qui est tranchant qui sert à couper. [Houlder 1895]

Fizahan-teny