Fizahan-teny

Ohabolana : sofintoho

Ohabolana Mandidy sofin-toho, mizara sofin' amalona, ka sady kely no an-kanifisana. [Houlder 1895 #1336]
Mandidy sofin-toho, mizara sofin’ amalona: sady kely no an-kanifisana. [Cousins 1871 #1587]
Dikanteny frantsay Couper les branchies d' un petit poisson, partager des branchies d' une anguille, il y en a peu et elles sont minces. [Houlder 1895]

Ohabolana Mandidy sofin-toho ohatra ny tia kely. [Rinara 1974]

Ohabolana Na tsara aza ny mizara, ny hizara sofin-toho mahasanganehana. [Rinara 1974 #2772]

Fizahan-teny