Fizahan-teny

Ohabolana : tavela

Ohabolana 1Langato nandro, dronga nisetra : ny lailay afaka fa ny taketra tavela. [1.147 #L27]

Ohabolana 2Ny tonabe noharana ka lasa fa ny fe be nanoharana tavela. [1.147 #N13]

Ohabolana 3Ñy tonabe noharana ka lasana; fa ñy fe be nañoharana tavela. [2.165]
Fanazavana malagasyNy amalombandana noharina lasa; fa ny fe be nanoharana no sisa. [2.165]

Ohabolana 4Zena-dambo, zana-boantsira : 'zay tsy mahadika vatana tavela. [1.147 #Z7]

Fizahan-teny