Teny iditra aboaly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vitsika, votry [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   nom d'une espèce d'insecte, termite ( votry). [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   aboalina ~ votry
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny aboaly itý (1): Maroaboaly

Teny iditra aboaly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tranom-bitsika [Antefasy, Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   termitière [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10