Teny iditra abobo
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   caillé [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo]
Ohatra   Fa matetika kosa, sotroina amin'izao na hamainina ny rononon'omby sy ny rononon'osy antsoina hoe "abobo". [Razafiarivony: Harivolana, takila 53]

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/17