Teny iditra alamina (lamina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto
¶ Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be arranged, to be set in order [Richardson 1885]
Ny bikany  
alamina
alamiko
alaminao
alaminy
alamintsika
alaminay
alaminareo
alamin'
alamin-
alamim-
alami-
nalamina
nalamiko
nalaminao
nalaminy
nalamintsika
nalaminay
nalaminareo
nalamin'
nalamin-
nalamim-
nalami-
halamina
halamiko
halaminao
halaminy
halamintsika
halaminay
halaminareo
halamin'
halamin-
halamim-
halami-
alamino

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17