Teny iditra ampa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Anaran-kazo fanao ampinga [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a tree, the wood of which is used in making shields. (Tan.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] Antiaris madagascariensis H. Perrier (Moraceae). Fruit extrêmement toxique. Le bois facile à travailler servait autrefois à faire des boucliers [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Antiaris madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/06