Teny iditra Amparafaravola (farafara, vola)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra   Nisy aza olona nosamborina tany amin' ny faritanin' Amparafaravola, any atsimo andrefan' Alaotra, nandalo tao tamin' ny lalany ho any Ambatondrazaka, tsy navela nanohy ny diany intsony. [Andraina: Mitaraina, takila 243]
Ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [Callet: Tantara, takila 160]
Voambolana  
Haianarantany   farafara, vola
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/14