Teny iditra andalanina (andalana (lalana))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ampandehanina na alefa miadana, tsikelikely: Andalano ny fiasanao fa aza rotorotoina befahatany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be arranged, to be done gradually. [Richardson 1885]
Endriteny 
andalanina
andalaniko
andalaninao
andalaniny
andalanintsika
andalaninay
andalaninareo
andalanin'
andalanin-
andalanim-
andalani-
nandalanina
nandalaniko
nandalaninao
nandalaniny
nandalanintsika
nandalaninay
nandalaninareo
nandalanin'
nandalanin-
nandalanim-
nandalani-
handalanina
handalaniko
handalaninao
handalaniny
handalanintsika
handalaninay
handalaninareo
handalanin'
handalanin-
handalanim-
handalani-
andalano

2012/10/21