Teny iditra Andriba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Tsy lavitra an' Andriba ianao, hoy izy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 140]
2Dia niakatra tao Mahajanga ny tafika anglisy, nihazo an' Andriba. [Ravelomanana: Lalana, takila 93]
Teny nalaina 

2016/04/19