Teny iditra antenimieran > antenimiera (any, teny, era)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha
Mitovy hevitra: komity [Rajemisa 1985]
 andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [SLP 1986]
Famaritana frantsay assemblée [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
Teny mitovy hevitra komity
Kamban-teny, lohateny, anarana 