Teny iditra antsangory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fitondrana olona eo an-tsoroka ka ny fen' ilay entina mikiraviravy ny iray an-kavia, ny iray an-kavanan' ny lohan' ilay mitondra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy carrying people on one shoulder, or across the shoulders. [Richardson 1885]

2009/02/23