Teny iditra atodintarina
Singan-teny atody ; tarina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Glandes à l'aine [1.3]
 Adénite, bubon [1.66]
 [ atoditarina ] Bubon [1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15