Teny iditra atranina (atrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao miatrana, atao voaomana tsara: Atrano tsara ny basy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be cocked, to be ready to fire. [Richardson 1885]
Endriteny 
atranina
atraniko
atraninao
atraniny
atranintsika
atraninay
atraninareo
atranin'
atranin-
atranim-
atrani-
natranina
natraniko
natraninao
natraniny
natranintsika
natraninay
natraninareo
natranin'
natranin-
natranim-
natrani-
hatranina
hatraniko
hatraninao
hatraniny
hatranintsika
hatraninay
hatraninareo
hatranin'
hatranin-
hatranim-
hatrani-
atrano

2010/05/04